Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Aogostinisma
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Saint Augustine by Philippe de Champaigne.jpg|vignette|I [[Aogostino avy any Hipôna|Masindahy Aogostino]], sary nataon' i Philippe de Champaigne]] Ny '''aogostinisma''' na '''aogostinianisma''' dia lamin-kevitra [[Filôzôfia|filôzôfika]] sy [[Teôlôjia|teôlôjika]]<nowiki/>n' i [[Aogostino avy any Hipôna|Aogostino]] avy any [[Hipôna]] ary ny fivoarany manaraka avy amin' ny mpandinika hafa. Anisan' ny asa lehibe indrindra nataon' i Aogostino ny ''De civitate Dei contra paganos'' ("''Tanànan' Andriamanitra'') sy ny ''De doctrina Christiana'', ("''Ny Fotopampianarana Kristiana''") ary ny ''Confessiones'' ("''Fiekem-pinoana''"). Ny mpandinika izay nanohy ny hevitr' i Aogostino dia ahitana indrindra an' i [[Boethius]] (taona 480–524), i Anselm avy any Canterbury (taona 1033/4–1109) ary i Bonaventure (1221–1274). Tany am-boalohany dia nivoatra tao anatin' ny fanoherana ny [[pelagianisma]] ny aogostinisma; niely patrana izany tao amin' ny filôzôfia tandrefana tamin' ny [[Andro Antenatenany]] mandra-pahatongan' ny [[tômisma]] sy ny [[aristôtelisma]]. Niantraika tamin' ny fiheveran' i Aogostino tamin' ny lafiny maro ny filôzôfian' i [[Platôna]] sy ny an' i [[Plôtinôsy]], ary heverina ho [[Neôplatônisma|filôzôfa neôplatônika]] izy. Ny [[teôdikea]] aogostiniana sy ny [[foto-pampianarana]] aogostiniana hafa toy ny "fahazavana avy amin' Andriamanitra" sy ny "fiangonana tsy hita maso" dia mampiseho ny tanjaky ny fitaoman' i Platôna. Tamin' ny voalohany dia tsy niseho ho rafitra raniray ny eritreritr' i Aogostino izay niteraka andiana [[tsangan-kevitra]] filôzôfika sy teôlôjika natambatra tamin' ny anarana hoe "aogostinisma" taty aoriana. Tsy ny lahatsoratra loatra, fa ny hevitr' i Aogostino no tena nanjaka nandritra ny [[Andro Antenatenany]] sy, farafahakeliny, hatramin' ny taonjato faha-17. Nanjaka teo amin' ny teôlôjia tamin' ny alalan' i Aogostino ny [[Idealisma (filôzôfia)|idealisma]]<nowiki/>n' i Platôna. Ny aogostinisma dia ahitana ny lohahevitra momba ny ilàna ny [[Fahasoavana (kristianisma)|fahasoavana]] hahazoana [[famonjena]], ny fampihavanana ny finoana sy ny saina, ny fahalalana voajanahary an' Andriamanitra, ny maha miiba ny [[ratsy]]. I Aogostino ihany no [[Rain' ny Fiangonana]] (na [[Rain' ny Fiangonana|Aban' ny Eglizy]]) namokatra lamin-kevitra toy izany. Nandray anjara lehibe tamin' ny fiheverana môderina momba ny fahafahana sy ny maha-olombelona ny adihevitra nateraky ny fandikana sy ny fivoasana ny aogostinisma. == Jereo koa == * [[Loteranisma]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Aogostinisma
: Liens de site, Description : mg