Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Faritanin' i Khorasan-e-Jonubi
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:IranSouthKhorasan-SVG.svg|vignette|286x286px|Faritanin' i Khorasan Atsimo]] Ny '''Faritanin' i Khorasan Atsimo''' na '''Faritanin' i Khorasan-e-Jonubi''' dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna, ao amin' ny tapany atsinanan' i Iràna. I [[Birjand]] no renivohitr' ilay ny faritany. Tamin' ny [[fanisam-bahoaka]] tamin' ny taona 2006, ity faritany ity dia nisy mponina 600 568 ao amin' ny tokantrano 159 255. Ny fanisam-bahoaka manaraka tamin' ny taona 2011 dia naitana mponina 662 534 tao anatin' ny tokantrano 183 114. Tamin' ny taona 2014 dia napetraka tao amin' ny Faritra faha-5 izy. Tamin' ny fanisam-bahoaka farany indrindra tamin' ny taona 2016, ny mponina tao amin' ny Faritanin' i Khorasan Atsimo dia nitombo ho 768 898 tao amin' ny tokantrano 223 984. Ity faritany vaovao ity, dia ilay Quhistan taloha izay tafiditra ao anatin' i [[Khorasan Lehibe]] tamin' ny drafitra fitantanana iraniana. Na izany aza, i Qohistan ara-tantara dia faritra nanana ny maha izy azy miavaka, manana kolontsaina, tantara, tontolo iainana ary tontolon-javaboary miavaka. I Khorasan Atsimo dia iray amin' ny faritany telo noforonina taorian' ny fizaràna an' i Khorasan tamin' ny taona 2004. Raha tany am-piandohana, ny "Khorasan Atsimo" vao noforonina dia tsy nahitana afa-tsy i Kôntean' i Birjand sy ny [[kôntea]] vaovao sasany nisaraka tamin' io kôntea io (izany hoe i Nehbandan sy i Darmian ary i Sarbisheh), tamin' ny taona manaraka an' io, dia nampidirina tao Khorasan Atsimo ny tanàna avaratra sy andrefana ary ny [[fizaràn-tany]] rehetra tao Quhistan taloha (toa an' i Qaen, i Ferdows ary i Tabas), izay misy distrika 11 hatramin'ny taona 2016. == Jereo koa == * Faritany any Iràna: [[Faritanin' i Alborz|Alborz]] - [[Faritanin' i Ardabil|Ardabil]] – [[Faritanin' i Azerbaijan-e-Gharbi|Azerbaijan-e-Gharbi]] – [[Faritanin' i Azerbaijan-e-Sharghi|Azerbaijan-e-Sharghi]] – [[Faritanin' i Bushehr|Bushehr]] - [[Faritanin' i Shahar Mahaal-o-Bakhtiari|Shahar Mahaal-o-Bakhtiari]] - [[Faritanin' i Isfahan|Esfahan]] - [[Faritanin' i Fars|Fars]] - [[Gilan (faritany)|Gilan]] – [[Faritanin' i Golestan|Golestan]] - [[Faritanin' i Hamedan|Hamedan]] – [[Hormozgan]] - [[Faritanin' i Ilam|Ilam]] - [[Faritanin' i Kerman|Kerman]] - [[Faritanin' i Kermanshah|Kermanshah]] – [[Faritanin' i Khorasan-e-Jonubi|Khorasan-e-Jonubi]] - [[Faritanin' i Khorasan-e-Razavi|Khorasan-e-Razavi]] - [[Faritanin' i Khorasan-e-Shomali|Khorasan-e-Shomali]] - [[Khuzestan]] - [[Faritanin' i Kohkiluyeh-o-Boyer Ahmad|Kohkiluyeh-o-Boyer Ahmad]] - [[Faritanin' i Kurdistan Iranianina|Kurdistan Iraniana]] – [[Faritanin' i Lorestan|Lorestan]] - [[Faritanin' i Markazi|Markazi]] – [[Mazandaran]] - [[Faritanin' i Qazvin|Qazvin]] – [[Faritanin' i Qom|Qom]] – [[Faritanin' i Semnan|Semnan]] - [[Sistan-o-Baluchestan]] - [[Faritanin' i Teheran|Teheran]] - [[Faritanin' i Yazd|Yazd]] - [[Faritanin' i Zanjan|Zanjan]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Faritanin' i Khorasan-e-Jonubi
: Liens de site, Description : mg