Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Nebokadnetsara IV
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Behistun relief Arakha.jpg|vignette|375x375px|I Nebokadnetsara IV sy ny soratra mifandraika amin' izany ao amin' ny Soratsokitr' i Behistun nataon' i [[Dariôsy I]]]] I '''Nebokadnesara IV''' na '''Nebokadnezara IV''' na '''Nabokôdônôzôra IV''', izay fantatra ihany koa amin' ny anarany tany am-boalohany '''Arakha''' dia olo-manan-kaja avy amin' ny taranaka orartiana (armeniana) izay naka ny fahefana tany Babilôna tamin' ny taona 521 tal. J.K., lasa mpanjakan' ny tanàna izy ary nitarika fikomiana tamin' ny [[Akemenida|Empira Akemenida]] persiana. Nanomboka ny fikomiany, herintaona latsaka taorian' ny fikomiana tsy nahomby nataon' i Nebokadnetsara III, ary toy ny mpanjaka teo alohany, i Arakha dia nandray ny anarana hoe ''Nebokadnetsara'' ary nilaza ho zanakalahin' i [[Nabônida]], ilay mpanjakan' i Babilôna nahaleo tena farany. Ny ankamaroan' ny takela-bato misy [[soratra miendri-pantsika]] izay manaiky ny naha mpanjaka an' i Nebokadnezara IV dia avy any Babilôna mihitsy, nefa misy tahiarin-kevitra hafa milaza azy fa avy any amin' ny tanàna hafa toa an' i Uruk sy i Borsippa ary nety ho nekena ho mpanjaka tany amin' ny ampahany be amin' i [[Babilônia]] afovoany sy atsimo. Ny tanàna tany avaratra, toa an' i Sippar, dia mbola nanaiky ny fitondran' ny persanina nandritra ny fotoana nanjakan' i Nebokadnetsara IV. Taorian' ny fahirano nataon' ny jeneraly persianina Intaphrenes dia azon' ny Persiana indray i Babilôna tamin' ny 27 Nôvambra 521 tal. J.K. ary novonoina ireo mpanohana azy. == Ny anarany == Amin' ny [[fiteny babilôniana]] dia ''Nabûkudurrîutsur'' no fiantsoana an' i Nebokadnetsara. Avy amin' ny fehezanteny [[Fiteny akadiana|akadiana]] hoe ''Nabou-kudurri-usur'' ny anaran' i Nebokadnetsara. Io dia midika hoe "Ry Nabu, arovy ny lahimatoako!". I Nabu dia [[Andriamanitra (ankapobeny)|andriamanitry]] ny fahendrena babilôniana sady zanaky ny andriamanitra [[Mardoka]] (''Marduk''). == Jereo koa == * [[Nebokadnetsara I]] * [[Nebokadnetsara II]] * [[Nebokadnetsara III]] * [[Nebokadnetsara IV]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Nebokadnetsara IV
: Liens de site, Description : mg