Aller au contenu

Skandinavia

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 1 Novambra 2024 à 14:38 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Nanao fanitsiana madinika)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Sarintanin' i Skandinavia, any Eorôpa Avaratra.

I Skandinavia dia faritra avaratra any Eorôpa. Fikambanan' ny firenena roa, na telo na mihoatra, araka ny fomba fijery, ity faritra ity, dia i Nôrvezy, i Soeda ary i Finlandy, na dia any "ivelan' i Skandinavia" aza no misy azy. Azo heverina ho anisany koa i Danemarka, satria iraisany amin' i Soeda sy i Nôrvezy ny tantarany. Tany nipoiran' ny vahoaka jermanika sy ny Vikingy i Skandinavia. Raha itarina amin' ny fizaràn-tany nandray ny kolontsainy dia azo ampidirina ao aminy koa i Finlandy sy i Islandy ary ny nosy Feroe.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.