Fiarandalamby
Apparence
Ny fiarandalamby dia fiara mandeha amin'ny lalamby izay mitondra entana na mpandeha.
Ny angovo mampandroso ny fiarandalamby matetika dia aratra na solitany (ho an'ireo fiarandalamby lava zotra). Misy ihany koa ireo fiarandalamby mampiasa ny herin-tsoavaly, tady, fisintonan'ny tany, bateria na ny herin-tsindry ho loharanon'angovo. Ny fiarandalamby dia mandeha ambony lalamby vita vy roa (na maro) miraizotra.