Illinois
I Illinois dia fanjakana mizaka tena eo amin' ny faritra afovoan' i Etazonia, atao hoe Midwest. Ny renivohiny dia i Springfield. Io fanjakana mizaka tena amerikana io dia miz ara sisintany amin' i Michigan, i Wisconsin, i Missouri, i Kentucky ary i Indiana.
Demôgrafia
[hanova | hanova ny fango]Araka ny Bureau du recensement an' i Etazonia, ny isan' ny mponina dia 12 419 293 eo amina velaran-tany 149 998 km² (83 mpo./km²). Ary araka ny fanakekezana ataon' io birao fanisana mponina io ihany, 12 763 371 ny isan' ny mponina tamin' ny taona 2005 ; izany dia midika fa mitombo 2,5 % ny isan' ny mponina isaky ny dimy taona.
Tamin' ny taona 2000; 23,3 % ny olona mipetraka any Illinois no mipetraka ao amin' ny tanànan' i Chicago; misy 43,3 % no mipetraka ao amin' ny faritan'i Cook ; ary 65,6 % ny olona mipetraka ao amin' ny tanàna lehiben' i Chicago.
Avy amin' ny Wisconsin Glaciation ny jeôlôjian' i Illinois; nikasika an' i Amerika Avaratra io zavatra io efa nisy 87 000 taona lasa izay; dia nijanona efa nisy 9 000 taona izay.
Rohy
[hanova | hanova ny fango]- ((en)) Tranonkala ofisialy ny firenena Illinois
- ((en)) Tranonkala ofisialy ny Torisma any Illinois
Adams · Alexander · Bond · Boone · Brown · Bureau · Calhoun · Carroll · Cass · Champaign · Christian · Clark · Clay · Clinton · Coles · Cook · Crawford · Cumberland · DeKalb · DeWitt · Douglas · DuPage · Edgar · Edwards · Effingham · Fayette · Ford · Franklin · Fulton · Gallatin · Greene · Grundy · Hardin · Hancock · Henderson · Henry · Iroquois · Jackson · Jasper · Jefferson · Jersey · Jo Daviess · Johnson · Kane · Kankakee · Kendall · Knox · LaSalle · Lake · Lawrence · Lee · Livingston · Logan · Macon · Macoupin · Madison · Marion · Marshall · Mason · Massac · McDonough · McHenry · McLean · Menard · Mercer · Monroe · Montgomery · Morgan · Moultrie · Ogle · Peoria · Perry · Piatt · Pike · Pope · Pulaski · Putnam · Randolph · Richland · Rock Island · Saline · Sangamon · Schuyler · Scott · Shelby · St. Clair · Stark · Stephenson · Tazewell · Union · Vermilion · Wabash · Warren · Washington · Wayne · White · Whiteside · Will · Williamson · Winnebago · Woodford