La Réunion
Apparence
La Réunion dia nosy frantsay 700 km any atsinanan' i Madagasikara ary 170 km any atsimo-andrefan' i Maorisy, izay tany akaikiny indrindra. Ny renivohiny dia i Saint-Denis.
Mponina
[hanova | hanova ny fango]Ny isan' ny mponina ao La Réunion dia 808 250 [1]:
Tanàna | Mponina2011 | Augmentation par rapport à 2010 |
---|---|---|
Saint-Denis | 144 238 | +1,1 % |
Saint-Paul | 103 008 | +1,8 % |
Saint-Pierre | 76 247 | +1,2 % |
Le Tampon | 72 026 | +2,0 % |
Saint-André | 52 956 | +2,3 % |
Saint-Louis | 50 717 | +1,7 % |
Le Port | 38 279 | +0,2 % |
Saint-Joseph | 35 062 | +1,6 % |
Saint-Benoît | 33 802 | +0,8 % |
Sainte-Marie | 30 815 | +1,7 % |
Saint-Leu | 29 925 | +1,9 % |
La Possession | 28 798 | +3,1 % |
Sainte-Suzanne | 22 411 | +2,4 % |
Étang-Salé | 13 367 | +1,4 % |
Petite-Île | 11 692 | +1,6 % |
Bras-Panon | 11 404 | +1,8 % |
Les Avirons | 10 336 | +4,1 % |
Salazie | 7 294 | -0,1 % |
Trois-Bassins | 6 994 | +0,6 % |
Sainte-Rose | 6 809 | +0,4 % |
Entre-Deux | 6 022 | +1,7 % |
Cilaos | 5 994 | -0,2 % |
Saint-Philippe | 5 114 | +0,6 % |
La Plaine-des-Palmistes | 4 940 | +4,1 % |
Total | 808 250 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy Ivelany
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Réunion |
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]- ↑ "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2011-11-17. Retrieved 2012-04-29.