Aller au contenu

Tetiarana

Avy amin'i Wikipedia
Ny tetiaran' i Louis III, Diokan' i Württemberg (nanjaka tamin' ny taona 1568–1593)

Ny tetiarana na tetirazana dia fandalinana ny tantaram-pianakaviana sy fanarahana ny firazanana. Mampiasa fanadinadinana am-bava, firaketana ara-tantara, famakafakana fototarazo, ary firaketana an-tsoratra hafa ny mpandinika tetiarana mba hahazoana fanazavana momba ny fianakaviana iray sy hanehoana ny maha mpihavana sy ny firazanana.