Aller au contenu

Faritanin' i Bushehr

Avy amin'i Wikipedia
Ny Faritanin' i Bushehr

Ny Faritanin' i Bushehr (persiana: استان بوشهر / Ostân-e Bušehr ) dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna. Any amin’ ny tapany atsimon’ ilay firenena, manamorona ny Hoala Persika, no misy azy. Ny renivohiny dia i Bushehr. Manana departemanta 10 ilay faritany: Assalouyeh, Bouchehr, Dachtestan, Dachti, Deilam, Deir, Djam, Kangan, Guenaveh, ary Tanguestan. Tamin' ny taona 1996 dia nisy mponina 744 000 teo ho eo ilay faritany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]